Categorie: Ankapobeny
Efa azo ampiasaina amin'izay (kay). hi hi Http://www.sekoly.info Hitady Namana Taloha Sekoly Taloha Sarin-tsekoly Rechercher Anciens Amis Etablissements Scolaires Photos de classe Malagasy gasy Madagasikara Malgache Madagascar rrdo.
Mety misy afaka manandrana ve? Http://www.sekoly.info rrdo
Manao ahoana daholo ô, Afaka andro vitsivitsy dia hiampy tranonkala iray indray ireo tranonkala hifaneraseran'ny malagasy euh ... eran-tany, saingy araka ny fahitako azy dia miova kely amin'ny mahazatra ny mpiserasera izy ity, satria miresaka ny "sekoly" na...